Miarahaba antsika rehetra tonga mamangivangy eto :-)
Mpanao kajimirindra ary mpandray anjara amin'ny tetikasa Ubuntu aho. Alohan'ny nahatongavako teto dia efa nandika teny tao amin'ny TranslateWiki aho. Mpandray anjara ao amin'ny tetikasa Wikimedia amin'ny teny malagasy ihany koa aho.

Nahafinaritra ahy ny mandray anjara any, ka mino aho fa hahafinaritra koa ny mandray anjara eto ;)

User information

Launchpad Id:
rado-kaontywiki
Email:
Log in for email information.

Member since:
2012-11-01
Languages:
French, Malagasy
Time zone:
UTC (UTC+0000)
Karma:
0 Karma help

All memberships Latest memberships

Joined