Tongasoa ato amin'ny Ubuntu Malagasy Translators!
Ny tanjon'ny Ubuntu Malagasy Translators team dia ny handika mazava an'i Ubuntu amin'ny teny Malagasy.

Ity ny mailing list: <email address hidden>
Mandalova ao amin'ny pejy wiki: https://wiki.ubuntu.com/UbuntuMalagasyTranslators raha mila fanazavana fanampiny.

Aloan'ny hanaovana fandikàna dia tsidio ny https://help.launchpad.net/Translations.

Raha hiditra amin'ny fikambanana:
 -mamoròna kaonty amin'ny launchpad.
 -ataovy hita amin'ny Launchpad ny adiresy mailakao.
 -midira amin'ny mailing list.
 -mandefasa mailaka avy amin'ny mailing list mba ahafantarana anao.
Aza misalasala raha misy fanontaniana fa alefaso amin'ny mailing list.

Mila fanampiana avy aminao izahay!
Bye

Team details

Email:
Log in for email information.
Owner:
Mariot Tsitoara
Created on:
2008-05-16
Languages:
English, French, Malagasy
Membership policy:
Moderated Team

Mailing list

mail ubuntu-l10n-mg@lists.launchpad.net
Policy: You must be a team member to subscribe to the team mailing list.
email View public archive
team View subscribers